• Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Tsy maintsy hiakatra ny vidin-jiro

Nivarotra herinaratra tao anaty fantiantoka ny Jirama hatramin’ny taona 2009 hatramin’izao. Raha 664Ar ny saran’ny famokarana ny herinaratra 1kwh dia tsy namidy afa tsy 372Ar izany mba hitsinjovana ny fahefa-mividin’ny mpanjifa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Mpiasan’ny kaominina Mitaky ny hanesorana ny PDS

Nanatanteraka fitokonana fanairana ireo mpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Mahantra ny tokantrano malagasy Tsy mahangom-bola intsony

Tsy misy izay tsy mikolay amin’ny hasarotan’ny fiainana amin’izao ny tokantrano Malagasy. Na miasa mafy aza tsy mety manam-bola mivaingana noho ny halafosan’ny vidin’entana eny an-tsena

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Fitrandrahana harena ankibon’ny tany Havaozina ny lalàna mifehy azy

Hasiam-panavaozana ny lalàna mifehy ny harena ankibon’ny tany eto amintsika. Tanterahina etsy amin’ny DLC Anosy mandritra ny roa andro izay natomboka omaly ny atrikasa mifandraika amin’izany hiarahana amin’ireo tompon’andraikitra maro isan-tsokajiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Orinasa “Global Education” Hanampy ireo tanora malagasy te hianatra any ivelany

Saika maniry ny hanohy fianarana any ivelany avokoa ny ankamaroan’ireo tanora Malagasy eto amintsika. Mba ho fanampiana azy ireo dia misokatra hanampy azy ireo ny orinasa global éducation, izay sady manoro hevitra no manome tolotra miavaka ihany koa. Anisan’izany ny fanolorana vatsim-pianarana maimaimpoana sy manontolo eo amin’ny fianarana sy ny toeram-ponenana any ivelany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Actualités.Kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro Miaka-bidy isan’andro

Tsy misy izay tsy mitaraina ny amin’ny fiakaran’ny kojakoja fampiasa amin’ny fiainana andavanandro amin’izao ny rehetra. Ankoatra ny vary izay efa tafakatra 500 Ar ny iray kapoaka dia anisan’ny nampitaraina ny maro tato ho ato ny fiakaran’ny vidin’ny savony sy ny sira.

Hamaky ny tohiny
FTT