- Zoma 27 Martsa 2015
Actualités.MPANAO ASA TANANA 8.000 no manana karatra matihanina
Mbola vao 8.000 monja amin’ireo mpanao asa tanana 2 tapitrisa eto amintsika amin’izao no manana karatra maha matihanina azy avy amin’ny minisiteran’ny kolontsaina raha araka ny fanadihadiana natao.
Hamaky ny tohiny
