Actualités

Distrikan’i Morondava Potika ny tanŕna,tsy voakarakara ireo traboina


  • Zoma 27 Martsa 2015

Ora roa isan’andro sisa amin’izao no mandeha ny herinaratra ao amin’ny hopitalibe any Morondava, Faritra Menabe. Ny ankoatra izay dia miaina amin’ny hazavana natoraly sy ny labozia ny marary, indrindra fa amin’ny andro alina.

 

 Raha araka ny fanazavana azo anefa dia betsaka amin’ireo marary ao amin’ity hopitalibe iray no mila fikarakarana manokana toy ny fandidiana. Manoloana izany dia manahy mafy ny ain’izy ireo ny solombavambahoaka voafidy any an-toerana Andriamatoa Mamod Ali Hawel. Mila tsy hivaha intsony ny olana mianjady amin’ny mponina, hoy hatrany izy satria mbola an’arivony ihany koa ireo traboina no tsy misy mpiahy. In-dray mandeha monja mantsy raha araka ny nambaran’ny BNGRC no tonga nanatitra fanampiana tany an-toerana dia tapitra hatreo. Ny tanàna moa dia efa tsy nisy mpikarakara hatramin’izay,  toy ny tany tsy misy olombelona. Manao antso avo amin’ny fitondram-panjakana ny any an-toerana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT