• Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.Entana lany daty Miparitaka ary atao varo-boba

Amin’izao ankatoky ny fetin’ny Paska izao dia hita eny rehetra eny indray ny karazan-tsakafo lany daty toy ny hena am-bifotsy, menaka, biskoitra sy vatomamy, paty...

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Ladoany ao Toamasina Hosoka avokoa ny 1.3 ny taratasy famoahana entana

“Taona hiadiana amin’ny hosoka ny taona 2015, izay no fanambin’ny fadintseranana malagasy entina hanatsarana ny fidiran-ketra sy hampanarahan-dalana ihany koa ireo mpandraharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.Lalam-pirenena faha-44 Namboarina vonjimaika

Nandray ny andraikitra manandrify azy ny fikambanan’ny mpandraharaha any Alaotra sy ny orinasa Kraoma, niaraka tamin’ireo malala-tanana nanatsara vonjimaika ny lalam-pirenena faha-44.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.Mpanao asa tanana 8.000 no manana karatra matihanina

Mbola vao 8.000 monja amin’ireo mpanao asa tanana 2 tapitrisa eto Madagasikara amin’izao no manana karatra maha matihanina azy avy amin’ny minisitera mpiahy ity sehatrasa ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.Fenomanana Mahazoarivo Nendahin’ny Jirama ny kaonteran'ny mpanjifa

In-droa mahita ny maizaina. Taorian'ny delestazy efa andro maromaro dia nendahina tsy ankilaza indray izao ny kaonteran'ny mpanjifan'ny Jirama amin'iny kartien'i Fenomanana, Mahazoarivo, Boriborintany faharoa eto an-drenivohitra iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.Vadina mpirahalahy niady Nifanondraka maloto tamin’ny pô

Misy raha la terre ! Noho ny resa-bola efatra alina Ariary notrosaina dia renim-pianakaviana roa, vadina mpirahalahy mifanila trano ipetrahana, no nifanondraka maloto tao anaty pô, ny sabotsy maraina teo tany Toliara.

Hamaky ny tohiny
FTT