• Talata 31 Martsa 2015
Actualités.Toetr’andro mikorontana Efa manangasanga eto Madagasikara

Firenena faha-3 tandindomin-doza amin’ny fikorontanan’ny toetr’andro manerantany i Madagasikara. Efa manangasanga eto io fiovaovan’ny toetr’andro io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2015
Actualités.Traboina eny Andohatapenaka Midongy tsy mety mihinan-kanina

Leo mihinana legioma sy koba izahay ary mitaky ny mangaraharaha momba ireo fitaovana fanampiana tokony ho zaraina aminay, hoy ireo traboina mitoby etsy Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.Fanabeazana ho an’ny rehetra Tsy tratran’i Madagasikara ny tanjona

Firenena tsy nahatratra ireo tanjona enina voalazan’ny programa «Fanabeazana ho an’ny rehetra» amin’ity taona 2015 ity i Madagasikara. Mahatsiaro ho manana andraikitra amin’ny fanatontosana io fandaharanasa io anefa ny «Coalition Nationale Malgache pour l’Education Pour Tous».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.Lisi-pifidianana Lasa resabe ny eny Ilafy

Nivoaka tamin’ny fahanginany Atoa Rasolomanana Desiré, filohan’ny Fonkotany eny Ilafy, Kaominin’Ankadikely, Distrikan’Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.Zanadranavalona Anosimanjaka Ny 16 jolay 2015 no tena Taom-baovao malagasy

Saika ataoko ihany ny tsy hiteny, hoy ny andriana Alain Eddie Ravelonarivo filohan’ny fikambanana Zanadranavalona Anosimanjaka, kanefa dia aleo hambara ho ren-tany ho ren-danitra, fa io lazaina fa taom-baovao malagasy ny 21 martsa 2015 io dia tena tsy izy mihitsy, ary tsy mifanaraka amin’ny fanisana andro malagasy sy ny zavatra narahina sy nataon’ireo razambentsika taloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Actualités.Toliara Ora telo isan’andro no misy jiro

Ritra tanteraka ny tahirin-tsoliky ny Jirama. Adiny telo sy sasany isan’andro ary isan-kalina vao mandeha ny jiro ao Toliara

Hamaky ny tohiny
FTT