Actualités

Traboina eny Andohatapenaka Midongy tsy mety mihinan-kanina


  • Talata 31 Martsa 2015

Leo mihinana legioma sy koba izahay ary mitaky ny mangaraharaha momba ireo fitaovana fanampiana tokony ho zaraina aminay, hoy ireo traboina mitoby etsy Andohatapenaka.

 


 

Tsy mety mihinana intsony ny hani-masaka omen’ny Bngrc azy ireto traboina ireto nanomboka omaly .Mitokona tsy mihinan-kanina izany izy ireo raha tsorina ny resaka.Ankilan’izay kosa dia nilaza ny avy ao amin’ny Bngrc fa misy tokoa ny fitovana sy fanampiana zaraina amin’ireo traboina, fa ireo traboina vonona ny hiverina hody any amin’ny tranony teo aloha no mahazo izany fanampina izany.Tosika ho azy ireo hiatrehana ny fiainana taorian’ny fahavoazana no anton’ny fanampiana.Fantatra fa fianakaviana 413 no efa nandao an’Andohatapenaka ary niverina nody any an-tranon’izy ireo.

Nangonin’i RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT