• Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.Fifaninanana ho mpiasan’ny hetra Mpiadina 21 000 eran’i Madagasikara

Mpiadina 8 000 no niatrika ny fanombohan’ny fifaninanana ho mpanara-maso ny hetra izay nanomboka omaly tato anatin’ny faritra Analamanga ary nahatratra 3 900 kosa ny isan’ireo mpiasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.Fitokonan’ny mpanara-maso ny asa Mitombina, hoy ny minisitra

Mitombina ny fangatahan’ny mpanara-maso ny asa (inspecteur de travail), araka ny fanambaran’Atoa Maharante Jean de Dieu, minisitry ny Asa sy ny Lalàna sosialy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.MASSOTHERAPIE Otra manasitrana aretina maro

Otra manasitrana aretina maro ny massothérapie raha araka ny fanazavan-dRazafimamonjy Mamitiana, filoha nasionalin’ny massothérapeute eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.Orinasa STAR Mahatratra 1 tapitrisa litatra isan’andro ny zava-pisotro vokariny

Mahatratra 1tapitrisa litatra isan’andro amin’izao ireo karazana zava-pisotro vokarin’ny orinasa Star.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.Tropy Jeannette Fampirantiana ireo mpitarika

Hosokafan-dRamatoa Minisitry ny Kolontsiana sy ny Asa tanana ny alakamisy 02 aprily 2015 etsy amin’ny tranombokim-pirenena Anosy ny fanamarihana ny faha-120 taona nahaterahan'Andrianary Ratianarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aprily 2015
Actualités.Mahajanga Miparitaka ny vola sandoka 10 000 Ariary

Roa lahy avy aty Antananarivo no nitondra vola sandoka 10 000 Ariary maromaro ka nipetraka tamina trano fandraisam-bahiny tao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
FTT