Hosokafan-dRamatoa Minisitry ny Kolontsiana sy ny Asa tanana ny alakamisy 02 aprily 2015 etsy amin’ny tranombokim-pirenena Anosy ny fanamarihana ny faha-120 taona nahaterahan'Andrianary Ratianarivo.
100 taona nahaterahan'i Charles Ravaloson ary faha-90 taona nahaterahan'Atoa Andriambala Joseph. Hanomboka amin'ny 9 ora sy sasany maraina fa tsy amin'ny 10 ora araka ny hita ao amin'ny fanasana no hanomboka ny fanokafana. Ny tantaran'ny Tropy Jeannette sy ny teatra amin'ny ankapobeny no ho hita taratra avy ao amin'ireo olona telo ireo.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.