Actualités

Orinasa STAR Mahatratra 1 tapitrisa litatra isan’andro ny zava-pisotro vokariny


  • Alarobia 01 Aprily 2015

Mahatratra 1tapitrisa litatra isan’andro amin’izao ireo karazana zava-pisotro vokarin’ny orinasa Star.

 Voafaoka ao anatin’io isa io avokoa na ny misy alikaoka na ny tsy misy, raha araka ny fanadihadiana natao. Mampiavaka ny zava-pisotro vokarin’izy ireo ny fahitana azy eto an-tanindrazana sy any ivelany ankoatra ny fanarahany ireo karazam-penitra sy kalitao mifandraika amin’izany. Mba ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa ary dia teraka indray ny zava-pisotro labiere amin’ny cannette 50 cl. Omaly no nampahafantarana tamim-pomba ofisialy ny fisian’izy io izay ho hita avy hatrany any amin’ny THB Tour hatao any Antsirabe mandritra ny fetin’ny paska. Loka marobe no hozaraina amin’ireo  mpanjifa hividy azy ity mandritra ny fety  toy ny tee-shirt, ny sac.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT