Actualités

Fitokonan’ny mpanara-maso ny asa Mitombina, hoy ny minisitra


  • Alarobia 01 Aprily 2015

Mitombina ny fangatahan’ny mpanara-maso ny asa (inspecteur de travail), araka ny fanambaran’Atoa Maharante Jean de Dieu, minisitry ny Asa sy ny Lalŕna sosialy.

 Ny fomba sy ny fotoana nanaovan’ireto mpanara-maso ireto ny fitokonana sy fitakiana nataony no tsy nety, hoy ny minisitra. Mamofompofona zavatra hafa mantsy ilay izy. Efa an-dalana  ny fikarakarana ny fitakian’ireo  mpanara-maso ny asa  ary sonia no sisa andrasana. Ny mba hananany sata manokana sy minisitera manokana hiahy azy ireo no angatahin’ireto  mpanara-maso ny asa ireto.

Andry Ratovo 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT