• Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Mahajanga Mifanenjika ny fiarakaretsaka sy ny Bajaj

Ny alarobia teo dia nivoaka ny fanapahan-kevitra avy amin’ny fiadidiana ny tanànan’i Mahajanga fa azon’ireo mpitondra Bajaj ny miasa manomboka amin’ny 6 ora maraina ka hatramin’ny 12 ora alina mandritra ny fetin’ny Paska.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Vidim-panafody Niakatra 15%

Aza mba marary ihany ! Raha ny ho fiakaran’ny vidin-jiro atsy ho atsy no nambara fa tsy azo hihodivivirana vokatry ny fampiharana ny vidy tena izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Nanasaraka mpivady niady Voakapa famaky ilay rangahibe

Nisy andiana tanora teo an-tanàna saika handoro velona an’ity nikapa famaky, ary nisy ny efa naka “pira” (pneu), hoy ny vaovao voaray.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Raharaha “Kidnapping” Zandary GSIS 3 migadra eny Tsiafahy

Nanamafy omaly ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena ny jeneraly Paza Didier fa efa mifonja eny Tsiafahy ireo zandary 3 avy ao amin’ny GSIS tafiditra tamin’ny raharaha « kidnapping » tany Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Zaza «autiste» Malagasy Mahamenatra sady vesatra ho an’ny fianakaviana

Tsy misy fikirakirana antontanisa manokana mikasika ireo olona manana fahasembanana ara-tsaina eto Madagasikara. Tafiditra ao anatin’izany ny aretina «autisme» izay mpahazo ny zaza malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Zaza « Autiste » Tsy mbola fantatra mazava ny isan’izy ireo eto amintsika

Betsaka ireo zaza otista miriaria eny anivon’ny fiarahamonina amin’izao saingy tsy mety fantatra mazava ny isany. Antony, araka ny fanadihadiana natao dia noho ny halafosan’ny saram-pitiliana, eo ihany koa ny fanilikilihana ataon’ny fiarahamonina ka mahatonga azy ireny sy ny ray aman-dreny hisitrika.

Hamaky ny tohiny
FTT