Actualités

Vidim-panafody Niakatra 15%


  • Zoma 03 Aprily 2015

Aza mba marary ihany ! Raha ny ho fiakaran’ny vidin-jiro atsy ho atsy no nambara fa tsy azo hihodivivirana vokatry ny fampiharana ny vidy tena izy.

 

Dia nisoko mangina tao ny fiakaran’ny vidim-panafody. 10 ka hatramin’ny 15% eo ny fiakaram-bidy miohatra amin’ny vidim-panafody teo aloha. Efa mampihatra ny vidy vaovao ny eny amin’ny farmasia tamin’ny volana lasa iny, raha mbola anatin’ny fanaovana fanisana ny any amin’ny Centrale d’Achat.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT