Actualités

Raharaha “Kidnapping” Zandary GSIS 3 migadra eny Tsiafahy


  • Zoma 03 Aprily 2015

Nanamafy omaly ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena ny jeneraly Paza Didier fa efa mifonja eny Tsiafahy ireo zandary 3 avy ao amin’ny GSIS tafiditra tamin’ny raharaha « kidnapping » tany Toamasina

 

 


 

. Tazonina am-ponja vonjimaika any Mananjary ihany koa ireo zandary 2 nidaroka ary nahafaty kartie mobila ka nahatonga ny savorovoro sy faty olona tany an-toerana. Tsy maintsy ampiharina ny lalàna, hoy ny jeneraly Paza ary tsy toerana fieren’ny jiolahy mihitsy akory ny zandarimariam-pirenena. Aoka kosa anefa tsy ny hadalana ataona zandary 2 na 3 no hanosoram-potaka ny fianakaviamben’ny zandary manerana ny nosy, hoy izy.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT