Actualités

Nanasaraka mpivady niady Voakapa famaky ilay rangahibe


  • Zoma 03 Aprily 2015

Nisy andiana tanora teo an-tanàna saika handoro velona an’ity nikapa famaky, ary nisy ny efa naka “pira” (pneu), hoy ny vaovao voaray.

 

 

 Resa-bola sy fampirafesana no fototry ny olana teo amin’ireto mpivady niady nifamono ka nitarika sakoroka tamina tanàna iray manontolo tany amin’ny kaominina ambanivohitra Andranovory Toliara II, ny talata hariva teo. Nisy lehilahy iray tsongoim-bolo eo an-tanàna nandrara ny ady saritak’ireto mpivady ireto. Vely famaky anefa no niandry azy ary vaky loha nivoa-dra ny tenany. Niakatr’afo ny teo amin’ny manodidina raha nahita izany, ka saika raikitra ny fitsaram-bahoaka raha tsy nalaky voalamina.

 

Eric R.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT