• Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Atrikasa momba ny asa fanaovan-gazety tao Mahajanga Ny mpanao gazetim-panjakana no nameno ny lisitra

Fihetsika izay nahatezitra ny mpanao gazety sasany ny tsy fahitana ny lisitra ny mpanao gazety tsy miankina tamin’ny fandraisana anjara tamin’ny atrikasa ny amin’ny lalàna mifehy ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara izay tao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Faritra Vakinankaratra Nanome tanana ny Kaominina Antsirabe indray

Ho fiatrehana ny fetin’ny Paska 2015 dia nanome tanana ny kaominina Antsirabe ambonivohitra indray ny fiadidiana ny faritra Vakinankaratra amin’ny fanesorana ireo fako sy ny fanamboaran-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Fitsarana ambony Toamasina Hotratrarina ny 60%-n’ny famoahana didy anatin’ny 100 andro

Fitsarana ambony Toamasina Hotratrarina ny 60%-n’ny famoahana didy anatin’ny 100 andro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Grande Braderie de Madagascar Misongadina ireo entana ilaina amin’ny Paska.

Miditra amin’ny andro faha-4 anio ilay andiany voalohany amin’ ny «Grande Braderie de Madagascar» ho an’ity taona 2015 ity izay nanomboka ny talata 31 martsa teo ary hifarana rahampitso sabotsy 4 aprily.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Halatra solika jirama Toamasina Afaka madiodio ireo mpiambina

Natao ny talata teo tao amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina, ny fitsarana ilay raharaha « halatra solika » tao amin’ny Jirama Toamasina, izay niampangana ireo mpiambina 08 lahy ny orinasa mpiambina « Pro-GSI ».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Actualités.Beroroha Mananontanona ny kere

Rakotry ny andiam-balala ny tanimbary ana hekitarany maro sy voly katsaka any amin’ny Distrikan’i Beroroha, Faritra Atsimo Andrefana tapany atsinanana.

Hamaky ny tohiny
FTT