- Talata 07 Aprily 2015
Actualités.Fikambanana ara-tsosialy « Mampiray » Tafatsangana ao Antsirabe
Tafatsangana tao an-tanànan’Antsirabe renivohitr’i Vakinankaratra tamin’ny herinandrao lasa teo ny fikambanana “mampiray” tarihin’ny filoha lefitry ny antenimieram-pirenena Faritanin’i Fianarantsoa, ny depiote Andrianarivo Harimampianina Razakarivelo.
Hamaky ny tohiny