Actualités

Zotram-pitaterana teto an-drenivohitra Nifampitadiavana toy ny nahazatra omaly


  • Talata 07 Aprily 2015

Nifampitadiavana indray toy ny mahazatra isan-taona ny zotra-mpitaterana omaly teto an-drenivohitra.

 

 Maro ny fianakaviana mba te hiova lasy kely hanala azy hiala amin’ny fiainana andavanandro ka namorona ny tsy misy mihitsy na efa mba nanao tahiry kely mba hampifaliana ny vady aman-janaka. Ireo tsy afaka nanofa fiara manokana anefa dia voatery niandry ny zotram-pitaterana mahazatra izay vitsy dia vitsy no miasa rehefa andro fety tahaka izao. Tsy vitan’ny efa miandry ela ianao fa iharan’ny fanondrotana saran-dalana tsy an-drariny fotsiny izao. Raha 500Ar, ohatra, ny saran-dalana mahazatra ho an’ny mampitohy an’Ambohijatovo amin’Ambohimanambola dia tafakatra hatramin’ny 800Ar-1 000Ar izany omaly. Soa fa tsy ny mpitatitra rehetra no nanao toy izany fa ny sasantsasany ihany.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT