Actualités

Seranam-piaramanidina Ivato Sokatra 11 tratra saika haondrana any Taiwan


  • Talata 07 Aprily 2015

Hizahatany no nahatongavan’ireo Taiwaney teto Madagasikara tamin’ny 14 martsa lasa teo, sokatra velona niisa 11 nalaina tany Ankarafantsika no saika hataon’izy ireo voan-dalana hiverina any Taiwan rehefa hiverina ny zoma teo.

 

 Saron’ny polisy misahana ny fiarovana ny sisintany eny Ivato izy ireo sy ny sokatra saika hoentiny raha iny handray fiaramanidina MD 010 hihazo an’i Bangkok, hiazoany an’i Taiwan iny. 1 hetsy Ariary isanisany no nividianan’izy ireo ny sokatra teto Madagasikara, ary kasaina hamidy hatrany amin’ny 28 tapitrisa Ariary rehefa any Taiwan.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT