• Talata 07 Aprily 2015
Actualités.Aretim-biby fiompy Amin’ny 2030 vao ho fongotra

Fanambin’ny sampanasan’ny Firenena mikambana misahana ny sakafo, ny fambolena sy ny fiompiana miaraka amin’ny Fikambana manerantany miandraikitra ny fahasalaman’ny biby ny hamongotra ireo aretina mpahazo ny biby fiompy ao anatin’ny 15 taona ho avy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2015
Actualités.Tsy filaminana Tonga ao Toamasina ireo “Dahalo niova fo” ?

Miparitaka eran’ny tanàna ao Toamasina ireo basy vita gasy fampiasan’ireo “dahalo niova fo” tamin’ny halatra omby fanaony tany atsimon’ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2015
Actualités.Fanamboarana ireo fefiloha eny Soavina Miandry ny fanjakana

Fianakaviana 31 rava trano, izany hoe tsy manan-kialofana intsony sisa no tsy tafaverina amin’ny trano nisy azy ireo teo aloha eny amin’ny kaominin’i Soavina. Araka ny fanazavan’Atoa Rakotoarisoa Rigobert, ben’ny tanànan’i Soavina dia efa ritra ny rano ary efa namonjy ny fonenany izay mbola manana izany. Ankoatra ny fahasahiranana amin’ny famerenana amin’ny laoniny ny asa fivelomana dia ny fahitana rano fisotro madio no tena raharaha be ho an’ny mponina. Soa ihany, hoy Atoa ben’ny tanàna fa manampy be dia be ny minisiteran’ny Rano amin’ny famatsiana rano madio ireo vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2015
Actualités.Kaominina Andoharanofotsy Laharam-pahamehana ny sosialim-bahoaka

Mijery manokana ny sosialim-bahoaka ny kaominina Andoharanofotsy ankehitriny. Efa mandeha, ohatra, ireo asa fohy ezaka fananganana toerana fanasan-damba miisa 2 sy paompy fantsakana miisa 10 miaraka amin’ny tetezana ao Belambanana tohanan’ny Wateraid Wash up.Mijery manokana ny sosialim-bahoaka ny kaominina Andoharanofotsy ankehitriny. Efa mandeha, ohatra, ireo asa fohy ezaka fananganana toerana fanasan-damba miisa 2 sy paompy fantsakana miisa 10 miaraka amin’ny tetezana ao Belambanana tohanan’ny Wateraid Wash up.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2015
Actualités.La Réunion kely Sarona ireo mpanakorontana fiarahamonina

Lehilahy roa izay voalaza fa mpanakorontana fiarahamonina etsy La Réunion kely no saron'ny mpitandro ny filaminana ny faran'ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2015
Actualités.Lalana Rocade By Pass Zaza voailikilika noho ny adin-dray aman-dreniny

Hitrangan-javatra tsy ampoizina sy mamoafady foana ity resaka fisotroana zava-pisotro misy alikaola diso tafahoatra amin’ny andro fety ity.

Hamaky ny tohiny
FTT