Actualités

Kaominina Andoharanofotsy Laharam-pahamehana ny sosialim-bahoaka


  • Talata 07 Aprily 2015

Mijery manokana ny sosialim-bahoaka ny kaominina Andoharanofotsy ankehitriny. Efa mandeha, ohatra, ireo asa fohy ezaka fananganana toerana fanasan-damba miisa 2 sy paompy fantsakana miisa 10 miaraka amin’ny tetezana ao Belambanana tohanan’ny Wateraid Wash up.Mijery manokana ny sosialim-bahoaka ny kaominina Andoharanofotsy ankehitriny. Efa mandeha, ohatra, ireo asa fohy ezaka fananganana toerana fanasan-damba miisa 2 sy paompy fantsakana miisa 10 miaraka amin’ny tetezana ao Belambanana tohanan’ny Wateraid Wash up.

 

 Miditra amin’ny ampahany faharoa amin’ny fanamboarana lalankely vatsian’ny Afd Agetipa vola ao anatin’ireo fokontany efatra Mahabo, Andoharanofotsy, Volotara ary Ambohimanala ihany koa ity kaominina ambanivohitra ao Atsimondrano ity. Asa lavitr’ezaka hatomboka tsy ho ela ihany koa ny fametrahana «abribus» miaraka amin’ny fanatsarana mifanaraka amin’izany, hoy ny ben’ny tanàna Randriamalala Anaclet Auguste.

Ramano F.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT