• Alakamisy 09 Aprily 2015
Actualités.Vakinankaratra Nahazo fitaovana vaovao ny sampandraharaham-paritry ny varotra

Nahazo fitaovana vaovao hoenti-mitsara ireo fitaovam-pandanjana (mizana sy vato mizana) ny foibem-paritry ny varotra sy ny fanjifana ao Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2015
Actualités.Soanierana-Ivongo Voasambotra ilay nanakantsana ny zandriny tamin’ny antsy solanga

Vosambotra tany amin’ny fokontany Antanambao-Ambodimanga, kaominina Manompana ao amin’ny distrikan’i Soanierana-Ivongo Toamasina ny tovolahy iray voalaza fa namono nahafaty ny zandriny mpiray tampo aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.Antsenakely-Antsirabe Tranohazo 14 levon’ny afo tanteraka

Nitrangana hain-trano goavana indray tao amin’ny fokontany Antsenakely ny marainan’ny alatsinain’ny Paska lasa teo. Tranohazo nisy mpivarotra samihafa ireto may ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.Aretina hafahafa mandripaka Ankizy 18 maty tao anatin’ny 20 andro

Raha ny vaovao voaray dia kaominina maromaro any amin’ny distrikan’i Morombe no ahitana aretina hafahafa mamono olona amin’izao, toy ny ao Tanimeva, Ambahikily ... Nisy trangan’aretina toy izao ihany koa tao Ankililoaka Toliara II sy tany Mahaboboka Sakaraha andro maromaro lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.Traboina eny Andohatapenaka Vehivavy 4 nitera-bao , olona 3 hafa maty

Tokantrano 982, izany hoe olona mahatratra 2 816 no efa namonjy ny fodiany tamin’ireo traboina nipetraka teny amin’ny famonoan’omby teny Andohatapenaka hatramin’izao. Tamin’ny 27 martsa no nanomboka namonjy ny fonenany izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Actualités.TSENA COUM 67 HA Mpivarotra 600 no nesorina omaly

Taorian’ny famefena ilay toerana mirefy 30 m amin’ny 70 m voalazan’ny Seimad fa azy etsy amin’ny tsenan’ny Coum 67 ha dia niroso tamin’ny fanalana ny tsenan’ireo mpivarotra indray izy ireo omaly maraina tokony ho tamin’ny 4 ora.

Hamaky ny tohiny
FTT