• Alakamisy 09 Aprily 2015
Actualités.Fianarantsoa Mihetsika ny ITSITO

Noho ny tsy fandriampahalemana amin’ny fitombon’ny asan-jiolahy mpamaky trano sy toeram-pivarotana any Fianarantsoa dia natsangan’ny fikambanan’ny terak’Imady ny « Imady TSinaimbalala TOkana » na ITSITO.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2015
Actualités.Olona rava trano eny Ambohijanaka Hitadiavan’ny kaominina mpiara-miombon’antoka

Nahatratra 72 isa ireo trano rava vokatry ny ora-nikija farany teo tao amin’ny kaominina Ambohijanaka Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2015
Actualités.Lemak’Antananarivo Hampidiran-drano amin’ny 15 jolay

Olana goavana hatreto ny fanadiovana ireo lakandrano lehibe manondraka ny lemak’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2015
Actualités.Antananarivo Zaza tsy ampy taona ny 85%-n’ireo mpivarotena

Fanadihadiana nataona mpanao gazety tamin’ny fikambanana tsy miankina iray eto an-drenivohitra no nahafantarana fa ny 85 isan-jaton’ireo mpivarotena eto Iarivo dia mbola zaza latsaky ny 18 taona avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2015
Actualités.ORINASA STAR 100 miliara Ar isan-taona ny hetra aloany amin’ny fanjakana

Mahatratra 100 miliara Ar isan-taona ny hetra aloan’ny orinasa Star amin’ny fanjakana amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2015
Actualités.POLISIM-PIRENENA MAHAJANGA Ho henjana ny sazy miandry an’ireo manao kolikoly

Hentitra ny talem-paritry ny polisim-pirenena ao Mahajanga Rafanomezantsoa ny amin’ny fandresen-dahatra ireo namany amin’ny ady atao amin’ny kolikoly eo am-panatanterahana ny asany andavanandro.

Hamaky ny tohiny
FTT