• Zoma 10 Aprily 2015
Actualités.Fanendrena mpiasam-panjakana ambony Toa andrana sy ankadasitra fotsiny

Herintaona mahery volana vitsivitsy izay no teo amin’ny fitantana ny firenena ny filoha Rajaonarimampianina Hery.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aprily 2015
Actualités.ISUPP Nisafidy ny fampiofanan-davitra ho an’ny taona faha-3

Namoaka ny andiany faha-4 misalotra ny anarana «Joala» tamin’ny faran’ny volana martsa 2015 teo ny «Institut Supérieur Privé Professionnel».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aprily 2015
Actualités.Atrikasa momba ny PND Hisy vokatra mivaingana amin’ity herinandro ity

Tonga teny amin’ny CCI Ivato omaly ny praiminisitra Jean Ravelonarivo nanara-maso ny fizotry ny asam-baomiera momba ny famolavolana ny paritra malagasy zary ohabolana (PMO) na ny drafitra fampiharana ilay politikam-pirenena momba ny fampandrosoana (PND)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aprily 2015
Actualités.Fikambanana haigasy Mijoro hanampy ireo mpiara-belona vonona ny hiezaka

Dimy taona izao no nijoroan’ny fikambanana Haigasy teto amintsika, tarihin’ny filohany Andrianarivelo Faly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aprily 2015
Actualités.Foire Internationale de Madagascar Ho tanterahana ny 7 ka hatramin’ny 10 mey

Miditra amin’ny andiany fahafolo ny Foire Internationale de Madagascar izay hotanterahina ny 07 ka hatramin’ny 10 mey ho avy izao etsy amin’ny Parc des expositions Forello Tanjombato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2015
Actualités.Volavolan-dalana momba ny serasera Tsy mbola misinda ny ahiahy

Tsy nahafa-po ny mpanao gazety tonga teny amin’ny hotely Panorama Andrainarivo omaly ny endrik’ilay sampandraharaha mpanara-maso ny serasera sy ny asa fanaovan-gazety.

Hamaky ny tohiny
FTT