Actualités

ISUPP Nisafidy ny fampiofanan-davitra ho an’ny taona faha-3


  • Zoma 10 Aprily 2015

Namoaka ny andiany faha-4 misalotra ny anarana «Joala» tamin’ny faran’ny volana martsa 2015 teo ny «Institut Supérieur Privé Professionnel».

 

 


 

 Miisa 112 ireo mpianatra avy amin’ny sampam-pianarana lalàna sy fitantanana no nahazo ny mari-pahaizana DTS sy Licence tamin’izany. Efa miomana sahady amin’ny fitsangantsanganana sy ny fivahinianana fampitomboana fahalalana ho an’ireo taona voalohany sy faharoa afaka volana vitsivitsy ihany koa ity sekoly ambaratonga ambony eny Behoririka ity. Nisafidy manokana ny fampiofanan-davitra sampam-pianarana fitantanana ho an’ny taona faha-3 ireo tompon’andraikitry ny ISUPP ho fitsinjovana ny lafiny ara-potoana ho an’ireo efa mpiasa sy mpianatra manenjika zavatra hafa. Isaky ny sabotsy maraina moa ny fampivondronana azy ireo any an-tsekoly. Malalaka ny fotoam-pidirana ho an’ny tsirairay. Mandritra ny 10 volana kosa ny faharetan’ny fampianarana.

Ramano F.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT