• Alatsinainy 13 Aprily 2015
Actualités.Anosibe Misy mitady hibodo ny tsenan’ireo olona sasany

Tsena miisa telo na efatra eo ho eo no fantatra fa nakaton’ny kaominina Antananarivo Renivohitra nanomboka ny volana aprily taona 2014. Tsena mpivarotra voamaina ny ankamaroan’izy ireo, fanakatonana izay voalaza fa tsy nahitana antony akory.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aprily 2015
Actualités.Anosipatrana Filoham-pokontany teo aloha nisy nanafika

Nisy nanafika tao an-tranony omaly alahady maraina tokony ho tamin’ny 2ora 30 ny filoham-pokontanin'Anosipatrana Atsinanana teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aprily 2015
Actualités.Sefo distrikan’Ikongo Toherin’ny vahoaka ny fiverenan-dRavelomanjaka

Ny 26 martsa teo no nivoaka ny didy hitsivolana mamerina an-dRavelomanjaka eo amin'ny toeran’ny lehiben’ny distrikan’Ikongo indray ary manafoana ny fanendrena an'i Soavatsara Audrey Julie teo amin’io toerana io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aprily 2015
Actualités.Ampanefy Atsimondrano Tsy araky ny kaominina ny fanampiana ireo olona rava trano

Potika 100% ny fambolem-bary tao amin’ny kaominina Ampanefy tamin’ity taona ity vokatry ny tondra-drano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aprily 2015
Actualités.Traboinan’Andohatapenaka Nahazo bodofotsy avy any Etazonia

Nizaran’ny minisitry ny mponina ramatoa Onitiana Realy, bodofotsy ireo vehivavy bevohoka sy tera-bao ary ireo kilonga madinika eny amin’ny tobin’ny traboina eny Andohatapenaka ny sabotsy lasa teo, hitsinjovana ny fahatongavan’ny ririnina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aprily 2015
Actualités.HAFARI Malagasy Miroso amin’ny famahana ny olana momba ny ady tany

Efa misy ankehitriny ny tetikasa vaovao entina handaminana ireo ady tany etsy sy eroa mitranga eto amintsika

Hamaky ny tohiny
FTT