- Talata 14 Aprily 2015
Actualités.Orinasa Ambatovy Mitokona ny mpiasa ao Tanandava
Nitokona nanomboka omaly ny mpiasan’Ambatovy ao Tanandava Toamasina.
Hamaky ny tohinyNitokona nanomboka omaly ny mpiasan’Ambatovy ao Tanandava Toamasina.
Hamaky ny tohinyMiverina ny fanafihana fiarakodia amin’ny lalam-pirenena faha-44. Taksiborosy iray nandeha irery avy any Ampita andrefana hihazo an’Antananarivo no lasibatra tao Andronokobaka Ambatondrazaka ny alin’ny alahady teo, tokony ho tamin’ny sivy ora
Hamaky ny tohinyManomboka tsy milamina indray ny any amin’iny faritra atsimon’ny nosy iny noho ny asan-dahalo. Fantatra izao fa zandary avy ao amin’ny FIGN 30 niampy miaramila avy eny amin’ny 1er RFI Ivato miisa 30 ihany koa no nalefa any amin’ny distrikan’i Betroka, araka ny vaovao avy any amin’ny zandarimariam-pirenena.
Hamaky ny tohinyNanome voninahitra ny lanonana fanokafana ôfisialy ny faha-15 taonan’ny Sekoly ambony tsy miankina ESSVA ao Antsirabe ny praiminisitra Jean Ravelonarivo, ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohinyAvy nivarotra ity teratany karana no efa nisy niandry azy teo ivelan’ny tsenany. Jiolahy 5 lahy niampy vehivavy roa no nikasa haka azy alaina an-keriny ary hakana vola mitentina 6 tapitriasa ariary amin’ireo fianakaviany.
Hamaky ny tohinyMisy ny mpamatsy vola no kivy tanteraka raha vao iresahana Jirama, misy kosa ireo izay milaza fa te hanampy saingy mbola mijanona ho fampanantenana ihany
Hamaky ny tohiny