Actualités

Orinasa Ambatovy Mitokona ny mpiasa ao Tanandava


  • Talata 14 Aprily 2015

Nitokona nanomboka omaly ny mpiasan’Ambatovy ao Tanandava Toamasina.

 

 Tsy fankasitrahana ny tsindrihazolena, ny fandroahana mpiasa tsy amin’antony, fijerena tavan’olona amin’ny fampidirana mpiasa, fanaovana tsinontsinona ny mpiasa malagasy indrindra amin’ny resaka tombontsoa samihafa ataon’ireo tompon’andraikitra misahana ny mpiasa no voalaza fa antony. Nilaza ireo mpiasa fa mitohy tsy voafetra ny fitokonan’izy ireo mandra-pisy vahaolana.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT