• Talata 14 Aprily 2015
Actualités.Fandraisana «Inspecteurs d’Etat» Fifaninanana «maloto sy kitoatoa»

Vaky vava izay nandre, kivy sy tofoka tanteraka ireo nandray anjara tamin’ny fifaninanana handraisana «Inspecteurs d’Etat» miisa 30 tamin’ity indray mitoraka ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2015
Actualités.Mpiasan’ny ADEMA Miala any indray ny fitokonana

Mafampana indray ny toe-draharaha eny Ivato eny. Manome 48 ora ny fitondram-panjakana mba handray fepetra ny mpiasan’ny ADEMA, dila izay dia hihamafy kokoa ny hetsika fitakiana ary tena mety hiafara amin’ny fampiatoana tanteraka ny asa amin’ny seranam-piaramanidina rehetra manerana ny nosy mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2015
Actualités.Faritra Analanjirofo Atao resa-pianakaviana ny fitantanan-draharaha

Araka ny vaovao voaray avy any an-toerana dia fantatra fa fianakavian’ny mpanolotsaina manokan’ny filoham-pirenena avokoa no ao anatin’ny fitantanana ny Faritra Analanjirofo ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2015
Actualités.Ben’ny tanànan’Alasora teo aloha “Mila henjehina tamin’ireo zavatra tsy nety nataony”, hoy ny Hafari

Zava-dehibe loatra iny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana tamin’ny fampiatoana ny Ben’ny tanànan’Alasora tamin’ny asany iny, hoy ny filohan’ny fikambanana HAFARI Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2015
Actualités.Fiatrehana ny loza voajanahary Tokony homena fiofanana ny isam-pokontany

Tokony homena fiofanana ny isam-pokontany amin’ny resaka voina satria izy ireo no mahafantatra bebe kokoa ny fokontany misy azy sy ny fotodrafitrasa ao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2015
Actualités.LYCEE TALATA VOLONONDRY Mankalaza ny fahadimy taona niorenany

Feno dimy taona katroka ny niorenan’ny lycée ao Talata Volonondry, distrikan’Avaradrano fotodrafitrasa izay natsangana tao anatin’ireny krizy politika goavana niseho teto amin’ny firenena ireny.

Hamaky ny tohiny
FTT