Actualités

Fiatrehana ny loza voajanahary Tokony homena fiofanana ny isam-pokontany


  • Talata 14 Aprily 2015

Tokony homena fiofanana ny isam-pokontany amin’ny resaka voina satria izy ireo no mahafantatra bebe kokoa ny fokontany misy azy sy ny fotodrafitrasa ao aminy.

 

Ho mora kokoa ny hisoroka ny voina ary entina hampihenana indrindra ny tandindon-doza sy ny loza ny fanomezana fanofanana azy ireo, araka ny nambaran’ny tompon’andraikitra ao amin’ny ICPM. Izy ireo moa dia miara-miasa akaiky amin’ny BNGRC ka miantso ny fanjakana sy ireo ONG hanampy ireo efa nifanome tanana taminy sy hanosika ny fahafahana manatontosa ity fanofanana ity, hisorohana ny mety ho vokatry ny loza voajanahary manaraka eo. Toy ny fanofanana natao tao Mananjary izay nahafahan-dRazafy nanangona voly toy ny tsaramaso, legioma, vary ka namidiny indray izany ahazoana sakafo hafa hamelomany ny fianakaviany iray volana taorian’ny rivodoza.


N.R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT