• Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Orinasa STAR Tsy matahotra ny fisokafan’ny Tiko

Nanapa-kevitra ny orinasa Star 60 taona aty aorian’ny niforonany fa hiserasera bebe kokoa sy hampiseho ny mangarahara amin’ny zavatra rehetra ataony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Kaominina Farafangana 14 volana tsy voaloa ny karaman’ny mpiasa

Nitokona efa herinandro maromaro ny mpiasan’ny Kaominina ambonivohitr’i Farafangana. Izany dia vokatry ny tsy fahaloavan’ny Kaominina ny karaman’ny mpiasa, efa mananika ny 14 volana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Antsevabe- Didy Voaroban’ny jiolahy mirongo fiadiana ny tanàna

Ny alin’ny talata teo tokony ho tamin’ny sivy ora dia jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no nanafika ny tanàna tao Antsevabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Delestazy eto an-drenivohitra Lasibatra manokana ny faritra iva

Mikaikaika amin’ny delestazy indray ireo faritra maro manerana an’i Madagasikara. Maharitra ora maro ny fahatapahan’ny herinaratra any amin’ny faritany, araka ny taraina mianga avy amin’ireo mponina any amin’ireo toerana samihafa eto amin’ny Nosy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Kaominina ambonivohitra Betafo Mbola sarety no fitaovan’ny “Voirie”

Anisan’ireo Kaominina ambonivohitra natsangana tamin’ny andron’ny tetezamita ny kaominina Betafo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Actualités.Fanatsarana ny tanànan’i Mahajanga Natao kitoatoa ny tetikasa

Zara fa vita ! Izay no azo ambara ny amin’ireo tetikasan’ny fitondrana natao ao Mahajanga ny amin’ny fanatsarana ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
FTT