Actualités

Kaominina Farafangana 14 volana tsy voaloa ny karaman’ny mpiasa


  • Alakamisy 16 Aprily 2015

Nitokona efa herinandro maromaro ny mpiasan’ny Kaominina ambonivohitr’i Farafangana. Izany dia vokatry ny tsy fahaloavan’ny Kaominina ny karaman’ny mpiasa, efa mananika ny 14 volana.

Mikatso noho izany ny fampandehanan-draharaha ao amin’ity Kaominina renivohitry ny faritra Atsimo Atsinanana ity. Mitaraina ireo manan-draharaha ao amin’ny Kaominina toy ny resaka sora-piankohonana sy mila taratasim-panjakana samihafa. Miaiky ny mpiasa fa tsy ampy ny fidiram-bolan’ny Kaominina, ka miantso ny mpitondra hanampy ara-bola izy ireo, ary koa miantso fanaraha-maso ny fitantanan-draharaha hisorohana ny gaboraraka.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT