Actualités

Fanatsarana ny tanŕnan’i Mahajanga Natao kitoatoa ny tetikasa


  • Alakamisy 16 Aprily 2015

Zara fa vita ! Izay no azo ambara ny amin’ireo tetikasan’ny fitondrana natao ao Mahajanga ny amin’ny fanatsarana ny tanŕna.

 Ireo lalana izay nasiam-panamboarana dia efa simba no sady tsy manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ary potika ireo takela-bato. Raha ny fanazavan’ireo injeniera nanao ireo lalana ao Mahajanga ireo dia asa natao zara fa vita izy io satria tsy ampy ny vola nomen’ny fitondrana azy ireo. Efa tranga tsy dia mahagaga loatra ny fiasan’ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina ny amin’ny fametrahana ireo tetikasa isam-paritra. Aleo tsy manao toy izay mamita-bahoaka !    

 

                                                                                                                            Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT