Actualités

Antsevabe- Didy Voaroban’ny jiolahy mirongo fiadiana ny tanŕna


  • Alakamisy 16 Aprily 2015

Ny alin’ny talata teo tokony ho tamin’ny sivy ora dia jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no nanafika ny tanŕna tao Antsevabe.

     

 Lasibatra tamin’izany ireo olona manana trano tsaratsara, indrindra fa ireo mpivarotra sy mpividy volamena. Vola an-tapitrisany no lasan’ireo jiolahy ankoatra ny firavaka sarobidy. Mandry tsy lavo loha, araka izany, ny mponina any an-toerana ka mangataka ny hametrahana tobin-janaparitra. 25km miala ny tanàna vao misy ny biraon’ny zandary ka afaka manao izay tiany hatao ny mpanao ratsy. Manjaka ny jiolahy noho ny fahalaviran-tany sy ny faharatsian-dalana. Miandrandra fandraisana andraikitra avy amin’ny mpitondra ny mponina any an-toerana. 

NiryA      

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT