- Zoma 17 Aprily 2015
Actualités.Kaominina Antsirabe Renivohitra Mitohy ny fiaraha-miasa amin’ny fandaharan’asa MATOY
Mitohy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Kaominina Antsirabe renivohitra sy ny fandaharan’asa MATOY ao Vakinankaratra.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Kaominina Antsirabe renivohitra sy ny fandaharan’asa MATOY ao Vakinankaratra.
Hamaky ny tohinyMahoraka be ny resaka hala-jaza eny amin’ny faritra Andoharanofotsy eny. Efa nisy mihitsy aza ny vaovao nivoaka nilaza fa efa zaza efatra tao anatin’ny herinandro no nanjavona teny an-toerana ka ny iray amin’ireo efa maty vao hita.
Hamaky ny tohinyNanako nanerana an’ireo onjam-peo samihafa omaly alakamisy 16 aprily fa nodimandry ny alarobia teo ilay mpihira fanta-daza Jeannot Razakandraina.
Hamaky ny tohinyNanomboka omaly ny fametrahan’ny fikambanana V.Ha.M na “Vonogno Hampandroso an’i Madagasikara”, izay iarahany amin’ny teknisianina ny orinasa Jirama sy ny kaominina Toamasina I, amin’ny fametrahana ireo “takamoa” 200 entin’ny fikambanana anampiana ny vahoaka hazava sy hisorohana ny tsy filaminana an-dalambe miha mahazo vahana noho ny fahantrana.
Hamaky ny tohinyAo amin’ny fonjaben’i Toliara nanomboka afak’omaly rehefa avy nandalo teny amin’ny fitsarana i Anselme, jiolahy 40 taona ikoizana amin’ny fanafihana mitam-basy sy kidnapping any amin’ny faritra Atsimo Andrefana.
Hamaky ny tohinyTapitra ilay fe-potoana 48 ora napetraky ny mpiasan’ny ADEMA kanefa tsy niantso azy ireo hifampidinika aminy ny filoha Hery Rajaonarimampianina, valin-teny azo ny fanambaran’ny tale jeneraly manome toky fa tsy hokitihina ny momba ny mpiasa na dia misy aza ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina.
Hamaky ny tohiny