• Alarobia 22 Aprily 2015
Actualités.Aretina pesta Ny antsasak’ireo tranga miisa 482 no voamarina fa tena izy

Nahatratra 482 ny tranga nahiana ho pesta teto Madagasikara tamin’ny taona 2014 ka ny 52%-n’ireo no tena voamarina fa izy raha araka ny tatitry ny tompon’andraikitra eo anivon’ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka omaly. Voakasik’izany isika eto an-drenivohitra izay voalaza fa nahitana trangana pesta pulmonaire mihitsy, volana vitsivitsy lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2015
Actualités.TANAMBAO –ANDRANOLAVA Dahalo iray saron’ny zandary nitondra basy vita gasy

Hikasa hanafika any Ampazony Mahajanga II ity dahalo ity no saron’ny zandary ny alarobia teo raha handeha hamonjy ny namany izay hiaraka hanafika aminy tamin’io toerana voalaza io

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2015
Actualités.FAMONOANA NY ZANAK’I HERY BUISSON Nomena fahafahana vonjimaika ireo nahavanon-doza

Hatezerana ny an’ireo fianakavian’i Hery Buisson mpanakanto avy ao Mahajanga raha nahare fa nahazo fahafahana vonjimaika ireo dimy mianaka namono ny zanany tamin’ny fomba feno habibiana ny volana desambra 2013 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2015
Actualités.Orinasa Yuan’s Madagasikara Nanampy ireo traboina ao Ambatomainty

Tsy nitazam-potsiny ny fahavoazana izay nanjo ny mponina ao Sampananefatra kaominina Ambatomainty Distrikan’Amparafaravola ny Orinasa Yuan’s Madagasikara, fa nitondra fanampiana ho azy ireo toy ny vary fotsy 10 gony sy fitafiana ho an’ny ankizy latsaka ny 13 taona ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2015
Actualités.Oniversite Ankatso Nitokona koa ny DEGS

Tsy mbola milamina ny raharaha eny amin’ny Anjerimanontolo eny Ankatso. Raha nisento kely ny mpianatra ho mpitsabo izay nitaky ny vatsim-pianaran’izy ireo sy ny vatsim-piofanana omaly dia ny mpianatra ao amin’ny sampana lalàna sy fitantanana (DEGS) indray no niditra an-tsehatra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2015
Actualités.Fitantanana ny volamena eto amintsika Naka ny hevitry ny fiarahamonim-pirenena ny fanjakana

Manoloana ny gaboraraka miseholany etsy sy eroa amin’ny famoahana an-tsokosoko ny volamena eto amintsika dia naka ny hevitr’ireo fiarahamonim-pirenena ny Minisiteran’ny angovo sy ny harena ankibon’ny tany. Voakasik’izany manokana ny fikambanana HAFARI Malagasy izay nihaona mivantana tamin’ireo

Hamaky ny tohiny
FTT