Actualités

Fitantanana ny volamena eto amintsika Naka ny hevitry ny fiarahamonim-pirenena ny fanjakana


  • Alarobia 22 Aprily 2015

Manoloana ny gaboraraka miseholany etsy sy eroa amin’ny famoahana an-tsokosoko ny volamena eto amintsika dia naka ny hevitr’ireo fiarahamonim-pirenena ny Minisiteran’ny angovo sy ny harena ankibon’ny tany. Voakasik’izany manokana ny fikambanana HAFARI Malagasy izay nihaona mivantana tamin’ireo

 

 « agent de l’or ». Ahoana no hahafahana mifehy ny volamena eto amintsika mba tsy ho gaboraraka ? Io no lohahevitra niadian-kevitra ka nanambaran-dRafanomezantsoa Jean Nirina, filohan’ny HAFARI Malagasy  fa tokony hasiana rafitra mitsangana hahafahana mifehy izany. Ny tanjona mantsy, hoy izy dia ny hahatonga ireny fananam-pirenena ireny hiteraka tombontsoa ho an’ny vahoaka fa tsy hanjakan’olon-tokana na ny vahiny fotsiny. Inoana fa hitsangana tsy ho ela ny rafitra mifandraika amin’izay eto amintsika.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT