• Alakamisy 30 Aprily 2015
Actualités.Alaotra Mangoro Tonga ny tambin-karaman’ireo sefo fokontany sy ny lefiny

Ny alatsinainy folakandro teo no nanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny tambin-karaman’ny sefo fokontany sy ny lefiny ao anatin’ny faritra Alaotra Mangoro. Ny Lehiben’ny faritra Ranaivonirina Jean Yves no nanolotra izany amin’ny anaran’ny fitondrana foibe. Ny karama volana jona hatramin’ny volana aogositra tamin’ny taon-dasa io natolotra io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2015
Actualités.Ankizy tsy ampy taona mitondra vohoka Ny 54,4%-n’izy ireo ihany no nandia fianarana

Raha ny tarehimarika, mbola faritra mena amin’ny fizahantany mamoafady ataon’ireo vahiny sy ny firongatry ny aretina azo amin’ny firaisana ny faritra Atsimo Andrefana. Noho ny fomban-tany (fanambadiana aloha loatra), fanolanana, fivarotan-tena …

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2015
Actualités.Ben’ny tanànan’Ampefy sy ny rahalahiny Saika hanafika ny orinasa Sinoa eny Ambohimanambola ?

Voarohirohy amin’ny fikasana hanafika ny orinasa sinoa mpanao vy eny Ambohimanambola ny ben’ny tanànan’ny kaominina Ampefy sy ny rahalahiny. Mailo tamin’ny fahatazanana ny fihaodihaodin’izy ireo ny toerana in-droa andro misesy tamin’ny alalan’ny « camera de surveillance »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2015
Actualités.Hopitaly any Manjakandriana Nahazo fanomezana avy amin’ny « Principauté de Monaco »

Notoloran’ny “Principauté de Monaco” fitaovana ny Centre Hospitalier de reference District Manjakandriana. Fitaovana isan-karazany hoentina hanatsarana ny tontolo fitsaboana ao amin’ny CHRD ao Manjakandriana io natolotr’ireo vahiny avy any Monaco io

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2015
Actualités.Kitra – Super Coupe Hihantsy an’ny Cnaps Sport eto an-tanànany ny Elgeco Plus Telo volana aty aorian’ny lalao mandroso vao raikitra ny lalao miverin’ny « Super Coupe » amin’ny taranja baolina kitra.

Tsotsorimamba farany hamaritra izay tena mafy ! Lalao goavana tokoa ny lalao miverin’ny « Super Coupe » izay hifanandrinan’ny Cnaps Sport Itasy, tompondakan’i Madagasikara sy ny Elgeco Plus Analamanga, tompon’Amboaran’i Madagasikara ary hatao etsy Mahamasina ny alahady izao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Aprily 2015
Actualités.Fandraisana «Inspecteurs d’Etat» Misy mpiadina 19 homena tombondahiny ?

Tsy mbola mivoaka ofisialy akory ny valin’ny fifaninanana handraisana «Inspecteurs d’Etat» miisa 30 tamin’ity indray mitoraka ity, dia re izao fa homena tombondahiny ny 19 amin’ireo mpiadina.

Hamaky ny tohiny
FTT