• Alarobia 06 Mey 2015
Actualités.Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara “Atsaharo ny fandrahonana sy famindran-toerana”

Misy fotoana hanginana dia misy ny fotoana tsy maintsy hitenenana, hoy ny SMM namory mpanao gazety tetsy Anosy omaly. Niezaka ny nangina tsy niloa-bava izahay fotoana naharitraritra ihany izay, nefa noho ny fanosoram-potaka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2015
Actualités.Antsirabe Misoko mangina indray ny tsy fandriampahalemana

Misoko mangina indray ny hala-botry sy ny fanafihan-jiolahy manodidina an’Antsirabe tato ho ato noho ny hamafin’ny tsindry ataon’ny mpitandro filaminana ao an-tampon-tanàna. Ny tatitra azo dia fokontany roa no nitrangana fanafihana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2015
Actualités.BNI Madagascar Handray anjara amin’ny foarabe iraisam-pirenena

Handray anjara amin’ny foarabe iraisam-pirenena (FIM) andiany fahafolo hotanterahina eny amin’ny Forello Expo Tanjombato ny banky BNI Madagasikara. Hanomboka rahampitso 07 mey izany, haharitra telo andro. Tanjon’ity banky iray ity ny hisarihana ireo orinasa,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2015
Actualités.Beakanga-Mandoto Dahalo 30 lahy nanafika, olona 4 maty, lasa ny omby 100

Nirongatra indray ny asan-dahalo amin’iny faritra andrefan’i Vakinankaratra iny tato ho ato. Raha ny nitranga tamin’ny alin’ny alahady 03 mey 2015 lasa teo dia goavana indray ny fanafihana nitranga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2015
Actualités.Ikalamavony Voasambotry ny FIP Ratsimbazafy sy Tsihala

Naharitra adiny roa ny fifampitifirana teo amin’ireo dahalo sy ny polisin’ny vonjy taitra (FIP) Fianarantsoa. Tsy nanaiky nolembenana ny polisy notarihan’ny komandany Rafaliarivo Jules ka tratra niaraka tamin’ny basiny sy bala Ratsimbazafy sy Tsihala, izay

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2015
Actualités.Fikambanana Miari 440 no nahazo tombontsoa taminy tao anatin’ny herintaona

Herintaona ny nanohanana ireo renim-pianakaviana sahirana sy tanora tsy an’asa tao Antsirabe ny fikambanana Miari ( Malagasy Iaraka Ivoatra), tarihin’ny filohany Rasoarimanana Julienne. Nampahafantatra voalohany ny fisian’ny fikambanana tetsy Andavamamba izy ireo omaly no sady naneho an-tsary ireo zava-bitany ihany koa

Hamaky ny tohiny
FTT