• Alakamisy 07 Mey 2015
Actualités.Mpianadahy nifamototra Tratra nanao firaisana teo am-pandriana

Vokatry ny fanaovana fombam-bazaha (mandray bontolo fotsiny), sahisahy ny tanora amin’izao ary mihavery ny soatoavina sy fahendrena malagasy, raha ny tranga tao Toliara ny alahady teo ity no zohina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2015
Actualités.Mpianatra malagasy traboina any ivelany Miantso vonjy ireo ray aman-dreny eto an-toerana

Mihetsika indray ny fikambanan’ireony ray aman-drenin’ny mpianatra mandranto fianarana any ivelany noho ny tsy fahazoan’ny zanak’izy ireo vatsim-pianarana ara-dalàna hatramin’ny taona 2011 nandefasana azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2015
Actualités.Razana halevina niadiana Raikitra ny sakoroka, latsa-dranomaso ny maty

Tranga tsy fahita firy, mahavariana, tsy mampino nefa zava-nisy ! Raim-pianakaviana iray matin’ny aretim-po nandrasana tao amin’ny fokontany Tsimenatse I Toliara no nifanolanan’ny havany amin’izay toerana handevenana azy. Samy nitondra vatapaty iray avy ny zanany sy ny iraitampo aminy asiana ny razana. Vantam-paty roa, razana iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2015
Actualités.Alasora Misy trakta miely fa hanafika ny jiolahy

Mandry tsy lavo loha ny mponina amin’ny fokontany roa, Mandikanamana sy Ankazobe, kaominina Alasora noho ny trakta aelin’ny jiolahy eny an-tanàna fa ho avy hanafika tsy ho ela izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2015
Actualités.Fanisana ara-pambolena Tamin’ny 2004 no natao farany

Fitaovana lehibe ilaina manampy amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fananana antontanisa ara-potoana. Lesoka hita eo amin’ny sehatra maro samihafa eto Madagasikara anefa io tsy fisiana tarehimarika mazava io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2015
Actualités.Fifidianana ben’ny tanàna Tsy azo teriterena ny olona, hoy ny praiminisitra

Nanamafy ny praiminisitra Jean Ravelonarivo fa tsy mihemotra ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsaina. Ny 15 mey izao no farafanaterana ny taratasy filatsahan-kofidiana ary ny 31 jolay no hanaovana ny fifidianana. Nanambara ihany koa ny praiminisitra fa ferana ho 16 000 Ar isan-taona ny hetra tambatra ho an’ireo mpilatsaka

Hamaky ny tohiny
FTT