- Zoma 08 Mey 2015
Actualités.Ampanihy Andrefana Miaramila nangalatr’omby sady nanolana vehivavy
Maniry hihaona amin’ny praiminisitra amin’ny fandalovany rahampitso sabotsy ao Toliara ny solontenam-pokonolona any amin’ny distrikan’Ampanihy Andrefana hitondra fanazavana feno ny zavatra nitranga marina tao amin’ny Kaominin’i Ejeda, nanoloana ny fihoaram-pefy sy fanamparam-pahefana ataona mpitandro
Hamaky ny tohiny