Actualités

Ny 40 %-n’ireo mponina any ambanivohitra ihany no mahazo izany


  • Zoma 08 Mey 2015

Tranga hafahafa ! Misy andian’olona midaroka tampoka amin’ny vatan-kazo ao anaty haizina any anelakela-trano eny Ivato Aéroport eny. Efatra izao no fantatra fa lasibatra, anisan’izany ity tovovavy iray avy niasa nody hariva izay voakapoka teo amin'ny lohany


. Tao amin'ny Kartie faha-V no nitrangany. Avy niasa aho, hoy i Josiane no nisy nikapoka tamin'ny “bois rond” tao anelakela-trano andeha hody any aminay sahabo ho tamin'ny 6 ora sy sasany hariva.  Very tamin'izany ny vola efatra alina Ariary sy finday ary “écouteur” miaraka amin’ny kara-panondrom-pirenena. Tena efa malaza be eny Ivato mihitsy ity fivelezana olona amin'ny “bois rond” ity saingy tsy fantatra ary tsy mety tratra mihitsy ireo mpanao io asa ratsy io, nefa dia saika hita eny amin’iny faritra iny avokoa rehefa mety ho vondron-tafika misy eto amin’ny firenena.

 

 

o

 

 

                                                                                                                            

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT