• Alarobia 13 Mey 2015
Actualités.Tovovavy mpianatry ny ACEEM Hita teny amin’ny Mausolée ny razana

Tovovavy izay nianatra tao amin’ny taona voalohany amin’ny lalampiofanana fifandraisana ao amin’ny Université Aceem, Rabarison Tiana Nantenaina na i Nanah no nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana ny alahady 10 mey teo. Tovovavy vao 18 taona monja.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2015
Actualités.Fiarahamonim-pirenena « Mila jeren’ny fanjakana akaiky», hoy ny HAFARI Malagasy

Mila jeren’ny fanjakana akaiky ny fiarahamonim-pirenena, hoy ny filohan’ny fikambanana hafari malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina. Mbola tena marefo mantsy izy ireny eto amintsika, hoy hatrany izy no sady tsy mahazo famatsiam-bola ihany koa nefa saika any amin’izy ireny avokoa no midodododo mitady vahaolana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2015
Actualités.INFIRMIERA Mafy asa nefa kely karama

Anisan’ny mafy asa indrindra nefa tena kely karama ny infirmiera izay tsy avelan’ny eo anivon’ny Holafitra hadika ho mpitsabo mpanampy intsony raha araka ny tafa nifanaovan’izy ireo tamin’ny mpanao gazety omaly. Saika izy ireny avokoa mantsy no mivesatra ny asa mpampivelona sy ny dokotera, indrindra any amin’ireo tobim-

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2015
Actualités.Dahalo voasambotra tany Betroka Misy mpitondra ambony mitaky ny amoahana azy

Voasambotra tany Betroka ny zoma alina teo ny dahalo raindahiny antsoina hoe Aida kanefa dia misy mpitondra ambony avy any Atsimo Atsinanana manao fanelanelana ka mitaky ny hamotsorana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2015
Actualités.Kandida TIM Mahitsy Teknisianina vonona hampivoatra ny Kaominina

Ramaromahandry Lala Roger no kandida TIM ao amin’ny Kaominina Mahitsy lalam-pirenena faha-4 ka efa nahatitra ny faran’ny herinandro teo ny antontan-taratasy filatsahany hofidiana teny amin’ny OVEC Ambohidratrimo

Hamaky ny tohiny
FTT