Actualités

Dahalo voasambotra tany Betroka Misy mpitondra ambony mitaky ny amoahana azy


  • Alarobia 13 Mey 2015

Voasambotra tany Betroka ny zoma alina teo ny dahalo raindahiny antsoina hoe Aida kanefa dia misy mpitondra ambony avy any Atsimo Atsinanana manao fanelanelana ka mitaky ny hamotsorana azy.

 

Tsy manaiky izany izahay, hoy ny depiote Randrianasolo Nicolas izay any an-toerana ankehitriny fa hanohitra marindrano izany fanelanelanana izany satria tsy vitan’ny hoe mangalatra omby fotsiny ity dahalo ity fa tena mamono izay sendra azy ao an-tanàna andalovany ka hanaovany ny asa ratsiny.

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT