Actualités

Kandida TIM Mahitsy Teknisianina vonona hampivoatra ny Kaominina


  • Talata 12 Mey 2015

Ramaromahandry Lala Roger no kandida TIM ao amin’ny Kaominina Mahitsy lalam-pirenena faha-4 ka efa nahatitra ny faran’ny herinandro teo ny antontan-taratasy filatsahany hofidiana teny amin’ny OVEC Ambohidratrimo

 

. Teknisianina  avara-pianarana eo amin’ny sehatry ny fitantanana sy ny asa vaventy ny lehilahy ary mpampianatra an’ireo sehatra ireo ihany koa, araka ny filazany, ka afaka miantsoroka tsara ny fampivoarana ny Fokontany 31 ao amin’ity Kaominina ity ary afaka ny hamaha ireo olana manahirana ny mponina ankehitriny, toy ny tsena sy ireo fotodrafitrasa hafa ihany koa, lalana sy resaka fambolena  indrindra ny fitadiavan-dalana amin’ny famoahana ny vokatra.  Tia manampy betsaka sy mikarakara manokana ny tanora koa amin’ny maha mpanabe azy. Olon’ny serasera tanteraka ka vonona ny hihaino ny mponina amin’ny fanatsarana ny faripiainany.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT