- Zoma 15 Mey 2015
Actualités.Ben’ny tanànan’Antananarivo Hanatitra dosie i Neny anio
Fara-doboka amin’ny fanaterana ny antontan-tartasy ho an’ireo kandida amin’ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna anio 15 mey 2015. Mifantoka amin’ny eto Antananarivo Renivohitra ny sain’ny mpanara-baovao
Hamaky ny tohiny