• Alarobia 20 Mey 2015
Actualités.Mpitrandraka safira nahazo 800 tapitrisa Ar Misy jiolahy mitady hamono

Manjaka sy manampatra hery ny manam-basy amin’izao. Mpitrandraka safira iray tany ambanivohitr’i Sakaraha (kariera Ankilivalo) no nitsikian’ny vintana ka nahita safira vatomanga (top) 28 g, ny herinandro iny, ary lafony 800 tapitrisa ariary

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2015
Actualités.Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara Mitaky ny fampiatoana ireo famindran-toerana

Naneho ny tsy fankasitrahana ny famindran-toerana ireo mpitsara notapahin’ny Filankevitra ambonin’ny mpitsara tamin’ny faran’ny volana aprily 2015 teo ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2015
Actualités.Vary rojomena 14.200Ar ny kilao any Washington DC

Manana ny toerany ny vary gasy any Etazonia. Malaza ny karazam-bary rojomena. 5 dolara na 14.200 Ariary eo ny iray kilao any Washington DC. Anisan’ny mivarotra io karazam-bary mena avy aty Madagasikara io ny tranombarotra Whole foods Market,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2015
Actualités.Antanimasaja - Mahajanga Vehivavy dimy anaka maty novonoin’ny sakaizainy

Tao anatin’ny lavaka misy akondro maniry tao amin’ny Fokontany Antanimasaja - Mahajanga no nisy nahatsikaritra vehivavy iray, 42 taona, maty nihohoka ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2015
Actualités.Vondrom-pileovana zandary Alaotra Mangoro Tontosa ny famindrana fibaikoana

Manomboka izao dia ny kolonely Ranaivonampoizina Harilaza indray no miadidy ny fibaikoana ao amin’ny vondrom-pileovan’ny zandary Alaotra Mangoro. Izy no nandimby ny Lietna kolonely

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Actualités.Madagasikara Ho lasa sompitry ny ranomasimbe Indianina

Nisy ireo tolokevitra tinapaka nandritra ny fihaonana tampon’ireo filoham-panjakana sy governemantan’ny Vaomieran’ny ranomasina Indianina ny volana aogositra 2014 tany Moroni. Hijery ny fampiharana azy ireo ny filankevitry ny

Hamaky ny tohiny
FTT