Actualités

Antanimasaja - Mahajanga Vehivavy dimy anaka maty novonoin’ny sakaizainy


  • Alarobia 20 Mey 2015

Tao anatin’ny lavaka misy akondro maniry tao amin’ny Fokontany Antanimasaja - Mahajanga no nisy nahatsikaritra vehivavy iray, 42 taona, maty nihohoka ny sabotsy lasa teo.

 

 Naratra ny lohany ary nahitana kaikitra ny lohanonony. Araka ny fanazavan’ireo olona mahalala ity ramatoa ity dia efa nisy disadisa teo aminy sy ilay olon-tiany herinandro lasa izay ary efa novonoiny ity sakaizany ka nitsoaka tamin’ny olona manodidina. Io andron’ny sabotsy io no maty izy ary natsipy tao anatin’io lavaka nahitana azy io. Voalaza hatrany fa manambady aman-janaka ilay rangahy, ilay ramatoa niharan’ny vono kosa manan-janaka 5. Ny BMH dia nilaza fa maty novonoina ity ramatoa ity satria dia tsy nahitana endrika fanolanana teny amin’ny vatany. Misokatra ny fanadiadiana ary efa mandeha koa ny fikarohana an’ilay sakaizany.

 

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT