Actualités

Vary rojomena 14.200Ar ny kilao any Washington DC


  • Alarobia 20 Mey 2015

Manana ny toerany ny vary gasy any Etazonia. Malaza ny karazam-bary rojomena. 5 dolara na 14.200 Ariary eo ny iray kilao any Washington DC. Anisan’ny mivarotra io karazam-bary mena avy aty Madagasikara io ny tranombarotra Whole foods Market,

 

mitovy amin’ireny Jumbo Score aty amintsika ireny. Amerikanina fotsy no tena manjifa azy. Satria lafo be dia izay Malagasy anontaniana samy milaza fa tsy mividy raha tsy indraindray. Vary “Jasmine rice” izay karazam-bary avy any Thaïlande no tena jifain’ny Malagasy mila ravinahitra any. Ho an’ireo Malagasy ireo dia toy ny “Produit de luxe” ny vary gasy sy ny “chocolat Madécasse” vita avy any Ambanja amidy any. Amidy 5 dolara na 14000 Ariary eo koa ny fonosana iray amin’ny “Chocolat Madécasse” ao amin'io fivarotana io.

Nangonin’i Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT