• Zoma 22 Mey 2015
Actualités.Afera taolam-paty Nangataka fanadihadiana ny depioten’i Farafangana

Ankoatra ny ady amin’ny fanondranana harem-pirenena any ivelany dia anisan’ny nitana ny sain’ny maro ihany koa ny fanambaran’ny Solombavambahoakan’i Farafangana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2015
Actualités.CFP Soltec 20 taona nitsinjovana ireo zatovo kamboty sy sahirana

Niainga tamin’ny sampam-piofanana tokana «fabrication mécanique» ny «Centre de Formation Professionnelle Soltec» ny taona 1995. Ahitana sampam-piofanana 6 misokatra ho an’ny zatovo kamboty sy sahirana ara-pivelomana feno 17 taona no

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2015
Actualités.Sabotsy Namehana Trano 109 tsy maintsy horavana

Trano miisa 109 manamorona ny arabe avy eo Andombotany Ankadikely ka hatreny amin’ny tsenan’i Sabotsy Namehana no tsy maintsy horavana mba hahafahana mampitombo ny lalana eny Antananarivo Avaradrano iny. Araka ny fanambaran’ny mponina eny an-toerana ihany koa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2015
Actualités.Njila Nodidiana fo tao La Réunion

Hotanterahina ao amin'ny Lapan'ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina ny alatsinain'ny pentekosta ho avy izao ny famaranana ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2015
Actualités.Nosin’ny ranomasina Indianina Hanamafy ny fifandraisana ana habakabaka

Feno 30 taona ankehitriny ny nijoroan’ny Vaomieran’ny ranomasina Indianina. Fankalazana izay hanamarika ny tantaran’ireo firenena nosy 5 mpikambana eo anivon’ny kaomisionin’ny oseanina Indianina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Mey 2015
Actualités.Mpifindramonina an-tsokosoko tany Nosy-Be Rendrika ny sambo ,9 no maty 3 tsy hita popoka

Sambo kely nitondra olona 20 niala tao Nosy Be hiondrana an-tsokosoko ho any Mayotte no rendrika tao amin’ny fari-dranomasin’i Dzamandjary omaly maraim-be.

Hamaky ny tohiny
FTT