• Alakamisy 28 Mey 2015
Actualités.BNGRC sy ny kaominina Miomana sahady amin’ny fiatrehana ny loza voajanahary

Manodidina ny 240.000 isa ireo traboina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Chedza sy Fundi farany teo nanerana ny Nosy, raha araka ny tatitry ny birao misahana ny loza voajanahary omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2015
Actualités.Kaominina renivohitr’i Boeny Handoa haban-tsena amin’ny MVola

Mpiara-miasa nanomboka ny 20 mey 2015 teo ny kaominina renivohitr’i Boeny sy ny orinasa Telma.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2015
Actualités.Fanafihana mitam-basy tany Toliara « Tsy jiolahy i Lazasoa Martin », hoy ireo fokonolona

« Tsy jiolahy i Lazasoa Martin, fa komitim-pokontany mamy hoditra amin’ny mpiara-monina eto aminay. Fanosoram-potaka no nataon’ireo voromahery telolahy mpikarama an’ady avy ao Belemboka nilaza ho mpanara-dia. Rehefa nosavaina ny tranon’i Laza dia ny motony ihany no hita tao. Aminay, fanitsakitsahana olon-tsy manan-tsiny ny nataon’ireo voromahery, ka hanairanay ny sain’ny tompon’andraiki-panjakana isan-tsokajiny amin’ny fandotoana atao azy »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2015
Actualités.Novonoin’ny vadiny Nanjavona niaraka amin’ny zanany 9 volana i Rondro

Folo andro anio izao no tsy hita nanjavonana Randriamiarisoa Marie Jeanine na i Rondro araka ny ahafantaran’ny maro azy. Mpivarotra ao amin’ny «stationnement» Tsiroanomandidy no asa fivelomany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2015
Actualités.Vehivavy Malagasy Miketrika ny ho avy ao anatin’ny fampandrosoana maharitra

Nankatoavin’ny filankevitry ny Vaomieran’ny Ranomasina Indianina tamin’ny taona 2009 tany Moroni ny politika sy paikadim-paritry ny Miralenta izay miompana amin’ny tsangan-kevitra 4 lehibe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2015
Actualités.Zandary ao Fianarantsoa Mila vaniny amin’ireo mpividy omby

Nisy ny vaovao niniana naely fa saika nifampitifitra ny FIP sy Zandary Fianarantsoa noho ny resaka omby tamin’ity volana mey ity. Misy ny fanazavana azo mikasika ny tena zava-nisy marina mikasika ny raharaha nitranga tao Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
FTT